🔴 PROVANDY TOMBO ho an’ny kisoa sy ho an’ny akoho fakàna nofo : ➡️ Misy ireo singa rehetra ilaina ho an’ny fahasalaman’ny biby ompianao. ➡️Vita amin’ny akora fototra voafantina vita malagasy. ➡️Vidiny mirary kokoa. ➡️Hita eny amin’ny mpanjinjara AGRIVAL rehetra akaiky anao.