26 JONA – Mangingina ny tanàna eo am-piandrasana ny matso, vitsivitsy ny tsena mbola nisokatra

Affiche YouTube

Volon’andro fety Antananarivo. Mangingina ny teny afovoan-tanàna. Andro tsy fiasana. Na izany aza, nisy ihany ireo tsena sy toeram-pivarotana nisokatra, nahafahan’ireo tsy mbola nahavita ny tsenany tamin’ny faran’ny herinandro nividy izay mbola azo novidiana.