Plusieurs entités coopèrent au sein de l’aéroport d’Antananarivo dans la gestion des bagages de soute au départ comme à l’arrivée.
———-
Maro ireo sampan-draharahara miara-miasa amin’ny fandrindrana ny entana mankao anaty fiaramanidina na eo am-piaingana na eo am-pahatongavana eto anivon’ny seranam-piaramanidin’Antananarivo.