Ny seranam-piaramanidin’Antananarivo sy Nosy Be no seranam-piaramanidina voalohany nahazo ny fanamarinana ISO 9001:2015 sy ISO 14001:2015 eto Madagasikara.
Tafiditra ho isan’ireo seranam-piaramanidina afrikana folo voalohany nahazo ireo fanamarinana roa ireo izy ireo.
Voninahitra ho an’ny mpiaramiasa rehetra ato amin’ny Ravinala Airports ny nahafahana nitondra ny anjara biriky amin’ny fanandratana ny lazan’ny seranam-piaramanidina sy Madagasikara eran-tany.
——
Les aéroports internationaux d’Antananarivo et de Nosy Be sont les premiers aéroports de Madagascar certifiés ISO 9001:2015 et ISO 14001:2015.
Ils rejoignent la liste des 10 aéroports africains et de l’Océan Indien ayant reçu ces deux certifications.
Les équipes de Ravinala Airports sont fières de pouvoir apporter leur contribution au rayonnement des aéroports et de Madagascar dans le monde.
