FODIANA ANY AMIN’NY FARITRA : Mitohy ny fisisihana eny Andohatapenaka

Antananarivo 08 Aprily 10 ora
Andro faharoa ahafahan’ny olona mody any amin’ny faritra. Mbola manana ka hatramin’ny rahampitso, 9 aprily ireo olom-pirenena hamonjena ny toeram-pihaviany.