AGRIVAL sy AGRIFARM dia miaraka sy manaraka hatrany ireo mpiompy malagasy. Izany dia amin’ny alalan’ny fampiofanana sy fanomezana toro-làlana maimaimpoana ho azy ireo mba afahan’izy ireo mampiroborobo ny fidiram-bolany amin’ny alalan’ny fiompiana.