AHMAD, SOLOMBAVAMBAHOAKA – “Tokony hanao tombana ny baolina kitra ny mpitantana azy”

Ny asa ataony amin’ny maha-solombavambahoaka azy. Ny tontolon’ny baolina kitra sy ny asa tokony hatao hanatsarana azy. Fanontaniana folo napetraky ny ekipan’ny 2424.mg tamin’i Ahmad, solombavambahoaka sady tompon’andraikitra ambony teo amin’ny tontolon’ny baolina kitra teo aloha.