Andry Rajoelina : « Fa androany kosa, miova ny tantara, mandroso i Madagasikara, hitokana ity lalana ity izay hisokatra ho an’ny vahoaka malagasy iray manontolo. »