Ankoatran’ny famokarana sy famarotana ny provandy ho an’ny trondro, ny orinasa AGRIVAL dia manaraka akaiky hatrany ihany koa ireo mpiompy mpanjifa sy mpiara-miasa aminy mba afahan’izy ireo manatsara sy mampiroborobo ny fiompiany sy ny fidiram-bolany.