Azo ampiasana amin’ny raharaha anaty rafitra mazava iray ny teny Malagasy. Noporofoin’ireo mpampianatra mpikaroka avy ao amin’ny zanatsehatra Malagasy, ao amin’ny Fakiolten’ny Teny aman-tSoratra sy ny Siantsan’ny maha Olona eny amin’ny Oniversite An’Antananarivo izany, tamin’ny alalan’ny fanolorana ilay boky »Teny Malagasy ahefahan-draharaha ». Lahatsoratra 16, novokarin’ireo Mpampianatra mpikaroka nanao famelabelaran-kevitra nandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny ny 21 febroary teo no voarakitra ao anatin’ity boky 276 takila ity. Natolotra ny sabotsy 30 jona teo tao amin’ny tranombokim-pirenena ity boky ity Ary azo jifaina amin’ny vidiny 40 000ariary.
ASA FIKAROHANA – « Teny malagasy ahefan-draharaha » na ilay boky maneho ny azo ampiasana ny teny malagasy
- Categories: Reportages
Contenu Similaire

RECHERCHE SCIENTIFIQUE - Le Dr Philibert Andriamanantena parmi les lauréats du Prix de la meilleure thèse des Universités africaines
par
2424.mg Actualité & Reportages
8 juillet 2026
TOURISME - Du coucher au lever du soleil, l'expérience Allée des baobabs se diversifie
par
2424.mg Actualité & Reportages
7 juillet 2026
PHOTOGRAPHIE - De la toile au réflex, la naissance de la légende Pierrot Men
par
2424.mg Actualité & Reportages
7 juillet 2026
L'essentiel de l'actualité du 7 juillet 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
7 juillet 2026
INSÉCURITÉ - Le Premier ministre assure qu’il n’y aura “aucune tolérance envers quiconque se trouve derrière ces assassinats d’enfants malgaches”
par
2424.mg Actualité & Reportages
7 juillet 2026