Telo andro alohan’ny fanamarihana ny faha-63 niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara dia efa mipetraka ny lamina sy ny fandaharana raha ny momba ny fankalazana ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina manokana, araka ny voalazan’ny tompon’andraikitra. Efa nahavita ny famerenana ny matso lehibe izay ho ataon’izy ireo ny alatsinainy 26 Jona izao ireo foloalindahy. Nitondra fanentanana ho an’ny Malagasy hankalaza am-pitoniana ny Fetim-pirenena ary hamela ny ady sy ny tsy fitovian-kevitra ihany koa ireo mpikambana telo ao amin’ny governemanta misahana ny foloalindahy sy ny filaminana.
ASARAMANITRA – Manentana ny Malagasy hampiato ny adiady sy hankalaza am-pitoniana ny Fetim-pirenena ny minisitra telo misahana ny Fiarovana sy ny filaminana

- Categories: Reportages
Contenu Similaire
L'essentiel de l'actu du 27 avril 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
27 avril 2026
FOOTBALL - Les huit équipes du carré final de la PFL 2026 connues
par
2424.mg Actualité & Reportages
27 avril 2026
CONCERT - Un cœur à cœur magistral entre Mirado et ces dames à La City
par
2424.mg Actualité & Reportages
25 avril 2026
MUSIQUE - Tempo Gaigy, un quart de siècle de passion, entre héritage et renouveau
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 avril 2026
Essentiel de l'actu du 24 avril 2026.
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 avril 2026