BAKALOREA TEKNIKA

BAKALOREA : Mitaky fitsinjovana ny mpianatra amin’ny sampana teknika ny SMFTKAM. Miantso ny minisitra hiverina amin’ny fanapahakeviny ireto mpanabe ireto.