BAOLINA KITRA, MISOKATRA NY LÀLANA HOAN’IREO TANORA MALAGASY

?BAREA DE MADAGASCAR ?? – CHEVALIERS DE L’ORDRE NATIONAL
Nanokatra lalana no nataon’ireo mpilalaon’ny Barea nandray anjara tamin’ny CAN 2019 tany Egypta.