BNGRC – TOE-TANY AMIN’NY LA HAUTE VILLE

Nojeren’ny teo anivon’ny Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes na BNGRC ny toe-tany teny amin’ny La Haute Ville sy ny manodidina ny 5 jolay teo, ary aharitra eo amin’ny iray volana ny asa. Izany no atao dia ahafahana mandray fanapahan-kevitra mahakasika ireo vato izay ataorana ny hitera-doza ho an’ny mponina.