CALENDRIER SCOLAIRE

Manoloana ny fiovan’ny tetiandrom-pampianarana na ny « calendrier scolaire » dia naka ny hevitr’ireo ray aman-dreny sy mpianatra vitsivitsy izahay teto amin’ny 2424.mg. Fanadihadihana.