CENI – HERINIAINA RAKOTOMANANA : « AOKA IZAY NY FANARATSIANA »

? CENI – « Aoka izay ny fanaratsiana », io no nambaran’ny filohan’ny komity mahaleo-tena misahana ny fifidianana, Heriniaina Rakotomanana raha naneho ny heviny manoloana ireo fanenjehana atao ny CENI ny tenany.