Vous connaissez le site « Le Bon Coin » ? Baobab Trade c’est quasiment pareil. Et en plus c’est 100% malgache. Le site, concocté par un jeune étudiant, permet de vendre et d’acheter une diversité d’articles proposés par les internautes. Tout ce qui ne vous sert plus chez vous pour faire simple. Tout cela afin de lutter contre la propagation des déchets. Plus de détails avec Shahim Hassanaly, fondateur du site.
VAROTRA – Baobab Trade na ilay tranonkalam-pifanakalozana malagasy 100% te hiaro ny tontolo iainana
Fantatrao ve ilay tranonkala antsoina hoe « Le Bon Coin » ? Tahatahaka iny mihitsy ny Baobab Trade. Saingy malagasy 100%. Tranonkala iray noforonina mpianatra, ahafahana mivarotra sy mividy karazan’entana maro avy amin’ireo mpampiasa ny Internet. Izany hoe entana efa tsy miasa intsony. Ny tsy hiparitahan’ny fako no tena tanjony tamin’izany. Mitondra fanazavana bebe kokoa i Shahim Hassanaly, ilay namorona ny tranonkala.
