Découvrez dans cette vidéo le métier d’agent d’information de Ravinala Airports travaillant à l’aéroport d’Antananarivo.
Araho ato anatin’ity horonantsary manaraka ity ny andraikitry ny Agent d’information ny orinasa Ravinala Airports, izay miasa eo anivon’ny seranam-piaramanidin’Antananarivo
