Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny Fikambanan’ny Silamo Malagasy, Sheikh Abdoul dia efa hatrizay no nisy nankalaza ny Eid al-Fitr amin’ny daty roa. Ary misaotra ny Filoham-pirenena, Andry Rajoelina, sy ny fitondrana tamin’ny nanaovana ho andro tsy fiasana ny Eid al Fitr. Io andro io moa dia manamarika ny fiafaran’ny volan’ny ramadany. Ny eo anivon’ny fikambanana misy azy kosa dia hankalaza azy io ny alarobia fahadimy ny volana jiona ho avy izao eny amin’ny Gymnase couvert Mahamasina. Nosafidina manokana ity toerana ity ahafahana mandray ny mpino sy ny Malagasy rehetra te hankalaza izany fety izany miaraka amin’izy ireo.
EID AL FITR
Contenu Similaire
COMMERCE - La valeur FOB des exportations de girofle doublée au premier trimestre de 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
4 mai 2026
SPORTS DE COMBAT – Miangoty Razafimandimby et Eckaya Miantsoa Ralambomanana médaillées de bronze aux Championnats d’Afrique de lutte d’Alexandrie
par
2424.mg Actualité & Reportages
4 mai 2026
CARBURANT - Hausse de 24,4% de la consommation d’essence sur le premier trimestre de 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
4 mai 2026
DIPLOMATIE - Emmanuel Macron reçoit les diasporas africaines à l’Elysée en amont du sommet Africa Forward
par
2424.mg Actualité & Reportages
4 mai 2026
PRODUCTION D'ÉLECTRICITÉ - Plus de 4 000 MWc d’énergie solaire proposés par les opérateurs privés après l’appel du gouvernement
par
2424.mg Actualité & Reportages
3 mai 2026