Engagée dans une période de réforme, la Douane malagasy prend de nouvelles mesures pour renforcer le contrôle économique à l’aéroport d’Antananarivo, porte d’entrée de Madagascar.
———————
Ao anatin’ny fotoam-panavaozana ny Fadintseranana malagasy ankehitriny, noho izany, dia mandray fepetra vaovao izy ireo mba hanamafisana ny fanaraha-maso ara-toekarena eto anivon’ny seranam-piaramanidin’Antananarivo, izay, vavahadin’i Madagasikara.
