EPISODE 1 – FAPBM

Mikolo ny faritra arovana, miaro ny asa fambolena
Fantatrao ve fa raha ringana ny Alan’Ankarafantsika dia ho tototry ny fasika sy ny antsanga ny tanimbary any Marovoay ? Tanimbary mirefy valo arivo sy telo alina hekitara any amin’ity sompitra faharoa an’i Madagasikara ity no ho very sy tsy hamokatra intsony raha sanatria izay no mitranga.
Fantaro ny sandan’ny faritra arovana amin’ny alalan’ny boky fotsy : www.fapbm.org/publications
Protéger les aires protégées, protéger l’agriculture
Savez-vous que si les forêts d’Ankarafantsika disparaissent, les rizières de Marovoay seront envahies par les sables et les sédiments ?
Ce sont 38.000 ha de rizière de cette plaine considérée comme le deuxième grenier à riz de Madagascar qui vont disparaître et qui ne produiront plus.
En savoir plus sur la valeur des aires protégées à travers livre blanc : www.fapbm.org/publications