FAHASALAMAM-BAHOAKA – « Vakisiny efa nahazo alalana tamin’ny OMS no ho avy eto amintsika », hoy ny minisitera

Affiche YouTube

Inona moa izany vakisiny ? Ahoana no fomba fiasan’ny vakisiny ao amin’ny vatan’olombelona ? Mahomby ve ireo vakisiny miady amin’ny Covid-19 ho avy eto Madagasikara ? Ny valin-tenin’ny Dr Fidiniaina Mamy Randriatsarafara, Tale jeneraly misahana ny fitsaboana sy ny fisorohana ao amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Sary : Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka