FAMPIANARANA TEKNIKA – Tanora iray tapitrisa hofanina ato anatin’ny telo taona

Napetraky ny Filoha Andry Rajoelina ho vaindohan-draharaha ny fampianarana teknika sy fanofanana ho amin’ny asa ny tanora malagasy. Izay no iraka napetraka amin’ny ministeran’ny Fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa, nambara nandritry ny filan-kevitry ny ministra teny Iavoloha ny alakamisy teo.
Le président Andry Rajoelina justifie la création du ministère de l’Enseignement technique et de la formation professionnelle, détaché du ministère de l’Education nationale : ériger en priorité à la formation technique et professionnelle des jeunes.