FAMPIOMEHEZANA AMIN’NY ENDRINY HAFA

FAMPIOMEHEZANA – Nitafatafa tamin’ny « Les bavales » izahay ary nanome fanazavana izy ireo mahakasika ireo horonana-tsary mampiomehy nozarainy teto amin’ny tambazotran-tserasera, telo volana lasa izay.