FANABEAZAM-PIRENENA : TSY NY TETIANDRO NO OLANA

FANABEAZAM-PIRENENA – Tsy ny tetiandro no olana fa ny fomba fampianarana hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa, Andriamanana Rijasoa, omaly 31 janoary, taorian’ny famindram-pahefana tetsy Anosy.