FANAJANA IREO FEPETRA ANY ANATY TAXIBE : Misy tsy manana gel intsony ireo fiara fitateram-bahoaka

Misy amin’ireo fiara fitateram-bahoaka no tsy manana « gel désinfectant » intsony. Tsy manana zaraina ho azy ireo intsony ny tompon’andraikitra.