FANDRAHARAHANA – Mijanona ho teny fifaneraserana eo anivon’ny mpiasa ny fampiasana ny teny malagasy

Voafetra ny fampiasana ny teny malagasy eny anivon’ny orinasa. Mijanona ho teny fifaneraserana eo anivon’ny samy mpiasa matetika ny fampiasana azy.