FETIN’NY FAHALEOVANTENA – Mahamasina ora vitsy alohan’ny matso

Affiche YouTube

Vao maraina dia efa maro ireo olona tonga teny Mahamasina namandrika toerana. Tao ireo naniry ny hitsidika ny toerana alohan’ny hanombohan’ny matso fankalazana ny faha-61 taonan’ny fiverenan’ny fahaleovan-tena. Tao ihany koa ireo mpitandro ny filaminana miomankomana hanao matso.