FETIN’NY FARAN’NY TAONA

Mandritry ny fetin’ny faran’ny taona dia nohamafisina ny fitandroana ny filaminana manerana ny Nosy.