FIDINAN’NY TAHAM-PANDRAISAN’ANJARA AMIN’NY FIFIDIANANA

Tondroin’ny fiarahamonim-pirenena ho manana andraikitra mivantana amin’ny fidinan’ny taham-pandraisan’anjara tamin’ireo fifidianana farany ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).