FIFIDIANANA ANTANANARIVO : TSY ROTOTRA NY MPIFIDY

FIFIDIANANA ANTANANARIVO : TSY ROTOTRA NY MPIFIDY
Na dia eo aza ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolon-tsaina dia mbola manohy ny fanaony an-davan’andro ireo olona.