FIHARIANA – Mitaraina ny mpandraharaha noho ny fepetra apetraky ny governemanta amin’ny sidina iraisam-pirenena

Tsena sy asa maro no ahiana ho votsotra tsy ho azon’i Madagasikara noho ny fikatonan’ny sisin-tany eto Madagasikara, hoy ry zareo mpisehatra eo amin’ny orinasa afak’haba.