FIHIBOHANA : ISAINA AMIN’NY GONY NY ENTANA VERY ENY ANOSIBE

Legioma amin’ny kesika maro no simba ary ariam-potsiny any Anosibe, vokatry ny fihibohana. Mihena mantsy ireo mpividy, noho ny tsy fisian’ny fiara fitaterana ka tsy mandeha ny tsenan’ireo mpivarotra ambongadiny.