FIHIBOHONA : Misy mitrandraka ny fampianarana eny amin’ny tambazotran-tserasera

Isan’ireo sehatra voadona mafy noho ny valan’aretina coronavirus ny fampianarana. Mba hiala amin’ny fahavoazana mihatra amin’ny mpianatra, tsy afaka mandeha an-tsekoly, dia nisy ny nikaroka hevitra ho vahaolana amin’izany ka namorona fampianarana ampitaina amin’ny hampitana lesona amin’ny alalan’ny tambazotran-tserasera.