FINANINTSANANA CAN 2021

? BAREA Finanintsanana CAN 2021 – Nanambara ny heviny i Faneva Ima

Taorian’ny fisarihana ireo vondrona amin’ny fifanintsanana ho fandraisana anjara amin’ny CAN 2021, dia naneho ny heviny ny kapitenin’ny Ekipam-pirenena malagasy, Faneva Ima Andriantsima.