FIOVANA ASA MANDITRY NY FIHIBOANA : Misy ireo mpanao « confection » lasa manamboatra sy mivarotra arovava

Misy ireo sehatr’asa mikatso noho ny fihibohana, anisan’izany ny fanaovana « confection ». Mitady fomba hafa hitadiavana vola ireo miasa amin’io sehatra io, isan’izany ny fanamboarana sy fivarotana arovava na « cache bouche ».