FISOKAFAN’NY SIDINA ANATINY : Nilamindamina ny teny amin’ny seranam-piaramanidina ivato

Antananarivo 07 aprily 2020
Misokatra hoan’ny sidina anatiny mandritra ny telo andro ny seranam-piaramanidina Ivato. Mba hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus anefa dia misy ireo fepetra maro noraisina.