FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hitatitra entana aloha ny kaompania Tsaradia

Ho fiatrehana ny fikaton’ny lanitra hoan’ny mpandeha dia nanapa-kevitra ny hitatitra entana aloha ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Tsaradia. Nanainga ny alahady 24 may ny sidina voalohany izay nitatitra entana ho any Sambava.