Nanamafy ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, Florent Rakotoarisoa, fa miandry fitoriana na hanontaniana mikasika ny fizakan’ny Filoha Andry Rajoelina zom-pirenena vahiny izy ireo vao afaka maneho hevitra. “Mba te haneho hevitra izahay saingy voafatotry ny lalàna”, hoy izy androany. Hatreto anefa, tsy mbola nisy nanatona izy ireo. Ampahany tamin’ny resaka nifanaovany tamin’ny mpanao gazety.
FIZAKANA ZOM-PIRENENA VAHINY – Miandry ho anontaniana ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana

- Categories: Recommandations, Reportages
Contenu Similaire
L'essentiel de l'actu du 27 avril 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
27 avril 2026
FOOTBALL - Les huit équipes du carré final de la PFL 2026 connues
par
2424.mg Actualité & Reportages
27 avril 2026
CONCERT - Un cœur à cœur magistral entre Mirado et ces dames à La City
par
2424.mg Actualité & Reportages
25 avril 2026
MUSIQUE - Tempo Gaigy, un quart de siècle de passion, entre héritage et renouveau
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 avril 2026
Essentiel de l'actu du 24 avril 2026.
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 avril 2026