GAZ’NAKA – gaz vidiana amin’ny antsinjarany, araka izay ilainao

Eny amin’ny GALANA Taratra Andrefan’Ambohijanahary, GALANA Kintana 67Ha, GALANA Talatamaty, GALANA Sabotsy Namehana no ahitana azy.