Mampiorina ny maha-izy ny firenena anankiray ny vakoka. Zava-dehibe tokoa araka izany ny hitehirizana azy sy hampitana azy amin’ny taranaka mandimby. Misy anefa matetika fanapahan-kevitra politika mamafa ireny vakoka ireny ka mahavery azy. Eo ihany koa ny tsy fahampian’ny fanabeazana sy ny fibosesiky ny fanatontoloana, hoy Harilala Ranjatohery, mpahay tantara. Tafatafa.
HARILALA RANJATOHERY : « Fanapahan-kevitra politika sy tsy fahampian’ny fanabeazana no mampanjavona ny vakoka »

- Categories: Reportages
Contenu Similaire
Un écart de 5% du PIB pour un taux de pression fiscale d'environ 1% pour Madagascar
par
2424.mg Actualité & Reportages
18 juin 2026
ENERGIE - Les Turbines à combustion (TAC) d’Ambohimanambola s’apprêtent à redémarrer.
par
2424.mg Actualité & Reportages
17 juin 2026
Que signifie vraiment "bâtir une ville" ?
par
2424.mg Actualité & Reportages
17 juin 2026
Essentiel de l'actu du 17 Juin 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
17 juin 2026
NAÎTRE PARENT - Une vraie limite pour sécuriser l’enfant
par
2424.mg Actualité & Reportages
17 juin 2026