IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA – CORONAVIRUS

CORONAVIRUS – IREO FEPETRA IDIRANA ETO MADAGASIKARA

Manoloana ny firongatry ny valan’aretina coronavirus any Chine dia niteny ny Minisitry ny fitanterana, ny famantarana ny toetr’andro ary ny fizahantany, Joel Randriamandranto, fa ho an’ireo hody aty Madagasikara dia misy ireo fepetra mila arahina. Izany no natao mba hiarovana ny malagasy manoloana izany aretina izany.