Izahay eto amin’ny orinasa AGRIVAL dia mampahafantatra antsika mpanjifa

Izahay eto amin’ny orinasa AGRIVAL dia mampahafantatra antsika mpanjifa ny fanovàna kitapo amin’ny endriny vaovao. Izany anefa dia tsy mampiova ny « performance » sy ny akora fototra anamboarana ny provandy AGRIVAL. Ho hitanao tsy ho ela eny amin’ny mpaninjara mahazatra anao ireo kitapo vaovao ireo.
#provandyagrival #mahafapotokoa