Ny fanambadiana dia fikambanan’ny lehilahy iray sy vehivavy anankiray, mifanaiky hiaraka hanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany izy ireo, ary tanjony amin’izany ny hahazoana taranaka. Tsy ataotao foana anefa izany fifanarahana izany fa misy dingana arahina. Mitondra fanazavana ny Profesora Fanja Rakotondrajao, mpampianatra mpikaroka matematika, mpikaroka misehatra amin’ny fomba malagasy ihany koa.
KOLONTSAINA – Ny dingana arahina eo amin’ny fanambadiana malagasy
- Categories: Reportages
Contenu Similaire

DIALOGUE NATIONALE - Le FFKM prêt à prendre la direction de l’organisation de la concertation nationale
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 mai 2026
ELECTION - Des conseillers des Français de l’étranger pour accompagner les Français basés à l’étranger
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 mai 2026
L'essentiel de l'actualité du 21 mai 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 mai 2026
AFRICA FORWARD - Trois jeunes femmes au Sommet pour connecter Madagascar à l’Afrique et au monde
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 mai 2026
Rompre avec la dépendance extérieure pour sculpter notre souveraineté énergétique.
par
2424.mg Actualité & Reportages
21 mai 2026