– FIVEZIVEZEM-BOLA – Nahatratra 3.340 lavitrisa ariary ny tahan’ny fifamezivezen’ny vola tsy ara-dalàna sy tsy mazava nandritra ny taona 2023
– PARLEMANTA – Niangavy ny mpikambana ao amin’ny governemanta ny filohan’ny Antenimierampirenena mba hihaino izay rehetra manolo-kevitra.
– BASKETBALL – Hisitraka fiofanana maharitra hateloana ireo mpisehatra amin’ny taranja basikety lalaovin’olona telo amin’ny herinandro ho avy
– FITSIDIHANA – Ho afaka misitraka fizaham-pahasalamana maimaim-poana ireo zokiolona ao Moramanga ao amin’ny Ivotoerana mandray an-tanana azy ireo
