MINUTE FLASH 01 AVRIL 2020

– CORONAVIRUS : Olona efatra vaovao nahitana ny tsimokaretina
– CHLOROQUINE : Azo ampiasaina hitsaboana coronavirus eny anivon’ireo hopiltaly
– CORONAVIRUS : Tsy manamarina ny fisian’ny Covid-19 ny TDR