MINUTE FLASH 07 MARTSA 2020

– Antenimieran-doholona : Fanazavana mahakasika ny raharaha basy very
– Kolikoly : Azo atao ny mitatitra ny trangana kolikoly ataon’ny mpitandro filaminana
– Ravinala Airports : Ankizy teratany Malagasy dimy nalefa niofana tany ivelany