MINUTE FLASH 09 MARTSA 2020

– 08 MARTSA : Niantso fiara-mientana hampisitrahana ny vehivavy ny zony i Mialy RAJOELINA

– CORONAVIRUS : Mahatratra hatrany amin’ny 110.000 ny trangana coronavirus vohamarina ary 3 892 ireo efa fantatra matin’ity aretina ity maneran-tany.

– FANAZAVANA AN’ ANTANANARIVO SY NY MANODIDINA : Mbola mitohy hatrany ny fanazavana ny tanàna an’Antananarivo amin’ny alalan’ireo jiro.