MINUTE FLASH 10 MARTSA 2020

– Mpilalao roller : entitra ny polisim-pirenena ho fiarovana ireo ankizy
– Fangatahana fanesorana ny filoha lefitry ny CENI : naverin’ny HCC any amin’ny CENI ny fampiharana ny fitsipika anatiny
– Scooter : tsy maintsy asiana “immatriculation” daholo