MNDPT – Karinem-pokontany biometrika

Inona avy ireo tombontsoa azo amin’ny fampiasanao ny karinem-pokontany biometrika ? Ahoana no fiasan’ny karine biometrika ?